Fitantanana ny kijàna ao Bafolakazo - Faritra Boeny Madagascar
13/11/2024 - admin@soatany.org - Agroécologie - Type : Vidéos
Hita eto ny fomba amam-panao maharitra amin’ny kijàna sy ny ala ao amin'ny Faritra Boeny, izay mandray anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sady manohana ny fiaraha-monina eny ifotony. Ity horonantsary ity dia mampiseho fomba fanao tsara izay manamora ny fanatsarana ny tany, ny fitomboan’ny zavamananaina isan-karazany, ary ny fanoherana ny fiovan’ny toetr’andro. HIta ato ihany koany amin’ny fampihenana ny doro tanety, fanatsarana ny vokatra fambolena, ary fampiroboroboana ny fampiasana mahefa sy tompon’andraikitra amin’ny harena voajanahary. Tafiditra ao anatin’ny dingana agro-ekolojika ity tetikasa ity, izay mahasoa ny mpiompy, ny tantsaha, ary ny tontolo iainana.
Commentaires (0)
Ajouter votre commentaire
Autres ressources dans la catégorie : Agroécologie
L’étude menée par le CIRAD en collaboration avec le CTAS vise à évaluer... Lire la suite »
12/12/2024
L'intégration de l'agroécologie dans le milieu scolaire est une démarche... Lire la suite »
13/11/2024
Le pois d'Angole, ou pois cajan, est une légumineuse tropicale connue pour sa capacité... Lire la suite »
13/11/2024
Dans cette vidéo, découvrez comment l’agroécologie en milieu scolaire est... Lire la suite »
13/11/2024
Cette vidéo présente l'application de la technique d'embocagement dans la région... Lire la suite »
13/11/2024
L'approche des Blocs Agroécologiques (BA) est une méthode d’aménagement et... Lire la suite »
13/11/2024